txy_deu_text_udb/11/22.txt

1 line
315 B
Plaintext

\v 22fa raha mitandry soa gny didy aby ze handidiako andrareo handrareo, dra manao anizay, hitian'an'i Yaveh zagnaharindrareo, handeha amigny lalany aby, dra hifikisy aminazy, \v 23dra handoaky reo firenena aby reo hiala eo agnatrehandrareo i Yaveh, dra handrareo handroaky firenena lahibe vo mahery noho handrareo.