txy_deu_text_udb/28/45.txt

1 line
313 B
Plaintext

\v 45Reo ozon'aby reo dra ho avy aminao vo hagneziky dra hahatrasy anao mandra-paharingan'anao. Hitranga zay akory sy hiteno gny feon'i Yaveh Zagnaharinao hanao, dra sy nitandry reo didiny vo reo fisipiny ze nandidiany anao. \v 46Reo ozo reo ho aminao ho famatara vo fahagaga, dra ho amigny taranakao mandrakizay.