\v 17Fari-taniny hafa avo koa gny tany lemaky gny lohasahan-dreniranon'i Jordana, manomboky eo Kireneta hatragny amigny Ranomasin'i Araba (zay dra: gny Ranomasin-sira) hatragny amireo hasanigny Tendrombisy Pisga asignana.