\v 9Tany ze hihinananao hany sy lany lany, dra ze handehananao sy hisy raha-mahory; tany ze misy vy gny vatony, dra boak'ao amigny havoany gny hialianao varahy. \v 10Hihina hanao dra ho visy, dra hisaotra an'i Yaveh Zagnaharinao hanao nohonigny tany soa ze fa nameny anao.