txy_deu_text_udb/29/02.txt

1 line
398 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-05-10 09:50:10 +00:00
\v 2Tonokan'i Mosesy gny vahoak'Israely aby dra hoy izy tamin'ereo: "Fa hitandrareo ze nataon'i Yaveh tamin'i Farao teo anoloanigny masonao tagny amigny tany Egypta, dra tamireo panopony aby, vo tamigny taniny aby__\v 3reo fahoria lahibe ze hitanigny masonao, reo famatara, dra reo fahagaga lahibe. \v 4Fa hatraminy amizao dra sy nagnome fo hahafatara, maso hahita, sofy hahareza ho andrareo Yaveh.