2021-05-09 07:16:57 +00:00
|
|
|
\v 8Tamizay fotoa zay Yaveh nisafidy gny fokon'i Levy ba hinday gny fiaranigny fagneken'i Yaveh, hizoro eo anoloan'i Yaveh ba hanopo Anazy, vo hiso-drano gny olo amigny agnarany, manahaky gny amizao. \v 9Noho zay gny sy hanagnan'i Levy azara gny lova amigny tany miaraky amireo rahalahiny; fa Yaveh gny lovany, araky ze nizakan'i Yaveh Zagnaharinao taminazy.)
|