1 line
342 B
Plaintext
1 line
342 B
Plaintext
\v 25Gny fa synifagnaraky ereo, dra lasa tafaranigny nitalilian'i Paoly ty zaka raiky tihoky ho: "Gny Fagnahy Masy dra nizaka soa reo razandrareo tamigny alalan'Isaia paminany. \v 26Hoy izy ho: "Mandehana agny amireo vahoaky reo vo zakao ho: "Amigny fitenoa haharezandrareo, fa sy hahatakasy; vo amigny fahita gny hahitandrareo, fa sy hahita. |