1Gny fa avy soa ama-sara zahay, dra hitanay fa gny tany dra natao ho Malta. \v 2Reo teratany dra sy nagnome hasoa-fagnahy sotra taminay avo, fa nandrehisy afo ereo dra napandroso anay aby , nohonigny oram-be vo hasiaky.