1 line
360 B
Plaintext
1 line
360 B
Plaintext
\v 11Kanefa gny nanao rasy zaho dra raha nanao ze mendriky gny fahafatesa, dra sy manda gny ho maty. Fa gny sy misy reo fiapangan'ereo, dra sy misy olo afaky minday anahy ho agny amin'ereo. Mangataky an'i Kaisara zaho." \v 12Gny fa boaky nizaka tamigny fila-kevisy Festosy, dra namaly izy ho: "Nangataky an'i Kaisara hanao. Agny amin'i Kaisara gny handehanano. |