1 line
345 B
Plaintext
1 line
345 B
Plaintext
\v 13Gny Zagnaharin'i Abrahama, vo An'Isaka, dra an'i Jakoba, gny Zagnaharin'ireo rasika, nagnome voninahisy an'i Jesosy panopony. Izy gny natolondrareo vo nilavindrareo teo anoloan'i Pilato, tamin'izy nanapa-kevisy gny handefa anazy. \v 14Nilavindrareo gny raiky ze Masy vo Mary dra aleondrareo nangataky gny pamono olo ba ho alefa ho andrareo. |