txy_act_text_reg/24/24.txt

1 line
442 B
Plaintext

\v 24 Andro visivisy tafaran'izay, dra nihery niaraky tamin'i Drosila valiny i Feliksa, ze apelany Jiosy, dra nalefa ho an'i Paoly izy dra nahare taminazy momba gny finoa ao amin'i Kristy Jesosy. \v 25Fa gny fa nialy hevisy niaraky taminazy i Paoly momba gny fahamarigna, fahaonogna tegna, vo gny fisara ho avy, dra lasa natahosy i Feliksa dra nizaka ho: "Mandehana manomboky amizao. Fa gny fa mana fahafa zaho afara ao, dra handefa ho anao."