txy_act_text_reg/23/16.txt

1 line
325 B
Plaintext

\v 16Nefa gny zanadahinigny anabavin'i Paoly dra nahare fa teo apandignisa gny hamonoa anazy ereo, noho izay izy dra nandeha vo nilisy gny lapa dra nizaka tamin'i Paoly. \v 17I Paoly dra nitoka gny raiky tamireo kapiteny dra nizaka ho: "Andeso agny amigny kapiteny pitariky ty tovolahy tihoky, fa mana raha zaka aminazy izy."