txy_act_text_reg/23/09.txt

1 line
500 B
Plaintext

\v 9Noho izay dra nisy fitabataba fatrasy niseho, dra gny ilany tamireo panora-dalananigny Fariseo dra nisanga vo nialy hevisy, nizaka ho: "Zahay dra sy mahita raha diso aminy lelahy hoky. Ino raha gny fagnahy na gny azely gny nizaka taminazy?" \v 10Nony nisy fifandira fatrasy teo, gny kapiteny pitariky dra natahosy so ba hifandropahan'ereo i Paoly, noho izay izy dra nandidy gny maramila ba hizoso vo hangalaky anazy akeriny agny amireo pikamba ao amigny fila-kevisy, vo hinday anazy agny an-dapa.