txy_act_text_reg/23/06.txt

1 line
555 B
Plaintext

\v 6Gny fa hitan'i paoly fa gny ilany tamigny fila-kevisy dra Sadoseo vo gny Fariseo hafa, dra nizaha fatrasy tao amigny fila-kevisy izy ho: "Ry rahalahy, Izaho dra Fariseo, zanadahin'ireo Fariseo. Izay gny izy akory izaho dra manategna soa gny fisangananigny maty hisara anahy." \v 7Gny fa nizaka anizay izy, dra nanomboky nisy fifandira teo amireo Fariseo vo reo Sadoseo, dra gny vahoaky dra nizara. \v 8Fa gny Sadoseo dra nizaka fa sy misy gny fisangana amigny maty, sy misy gny azely, vo sy misy gny Fagny, nefa gny Fariseo dra nagneky an'izy aby reo.