txy_act_text_reg/23/01.txt

1 line
470 B
Plaintext

\v 1I Petera dra nagnety tagny amireo pikamba tao amigny fila-kevisy dra nizaka ho: "Ry rahalahy, izaho dra fa niay teo agnatrehan'Agnahary tamigny fierisereta soa mandraky androany." \v 2Gny pisorombe Ananiasy dra nibaiko reo ze nisanga teo agnilany ba hameleza gny vavany. \v 3Boak'eo i Paoly nizaka anazy ho: "Zagnahary dra hazera anao, hanao ry rindry voaloko fosy. hanao ra dra mipetraky hisara anahy amigny lala, nefa mandidy anahy ba ho zera, sy araky gny lalana?