txy_act_text_reg/01/24.txt

1 line
395 B
Plaintext

\v 24 Nivavaky ereo dra nizaka ho: "Hanao ry Topo, gny mahay reo fonigny olon'aby, ko zakao ze hifilinao amin'izy rolahy \v 25 ba hangalaky gny toerany ato amizao fanopoa zao vo gny maha Apostoly nohonigny fandikandalana ze nataon'i Jodasy handeha ho agny amigny toerany manoka. \v 26Ereo dra niloka ho anereo, dra nilasaky tamin'i Matia gny filoka, dra voaisa ho Apostoly raiky ambiny folo izy.