txy_act_text_reg/01/21.txt

1 line
380 B
Plaintext

\v 21Noho izay, dra taliavy, gny raiky amireo lelahy nindray tamisika nandrisigny fotoa aby niliran'i Jesosy Topo vo gny nisokafany tamisika eto, \v 22hatramigny batisan'i Jaona dra hatramigny andro nekarany teo amisika, dra sy maisy vavolombelo miaraky amisika amigny fisanganany." \v 23Dra nametraky rolahy ereo, dra i Josefa natao ho Barsabasy; na koa atao ho Josta, dra Matia.