txy_act_text_reg/01/06.txt

1 line
423 B
Plaintext

\v 6Gny fa tafavory niaraky ereo dra nagnotany anazy ereo ho: "Topo, Izao ra gny fotoa hemeregnanao gny fazaka ho an'Israely/" \v 7Hoy Izy tamin'ereo ho: "Sy handrareo gny hahafatasy gny fotoa na reo vanin'andro ze nizakany Ray tamigny fahefany manoka. \v 8Fa gny fa avy koa gny Fagnahy Masy dra hahazo hery handrareo, dra ho lasa vavolombelo eranigny Jerosalema vo i Jodia ray manotolo dra Samaria, vo hatragny aparatany."