txy_act_text_reg/19/33.txt

1 line
357 B
Plaintext

\v 33Gny ilany tamireo vahoaky gny napahafatasy an'i Aleksandra, ze narozin'ireo vahoaky ho egny aloha, dra nanao fihesiky tamigny tagnany i Aleksandra, te hagnome fagnazava ho anireo ze nivory. \v 34Fa gny fa nahafatasy ereo fa Jiosy izy, dra nihiaky fatrasy tamigny feo raiky izy aby teo ho eo amigny ora ro, nanao ho; "Lahibe gny Artemasinigny Efesiana."