txy_act_text_reg/07/51.txt

1 line
450 B
Plaintext

\v 51Reo olo fatrasy hatoka vo sy voatapaky ao apo vo sofy, handrareo dra manohisy avo gny Fagnahy Masy; handrareo dra manao manahaky ze nataonigny razandrareo. \v 52 Iza tamireo razandrareo gny sy nagneziky paminany? Nivonon'ereo gny paminany ze niseho talohanigny fiavianigny Fahamarigna, dra amizao handrareo dra lasa pamadiky vo pamono anazy koa, \v 53handrareo vahoaky ze nitakasy gny lalana ze napetran'ireo azely, kanefa sy nitanandrareo zay."