txy_act_text_reg/25/21.txt

1 line
326 B
Plaintext

\v 21Fa gny fa nangataky gny hizagnogna ao apoza ba handigny gny fanapaha-kevisy gny Aperora i Paoly, dra nandidy anazy zaho ba ho tana ao apoza izy mandra-pandefasako anazy agny amin'i Kaisara." \v 22Agripa nizaka tamin'i Festosy ho: "Te-hahare ty lelahy tihoky avo koa zaho." Maraindray, " Hoy Festosy: "Hahare anazy hanao."