1 line
358 B
Plaintext
1 line
358 B
Plaintext
\v 9Fe seky nitalia ze ahazoa gny fahasitrahn'ireo Jiosy i Festosy, dra noho izay dra namaly an'i Paoly izy dra nizaka ho: "Te-hiaka ho agny Jerosalema ra hanao dra ho sarako momba gny raha tagny reo? \v 10Hoy Paoly ho: "Misangana eto nognoloanigny seza fisaran'i Kaisara zaho ze sy maisy hisara anahy. Sy nanao rasy gny Jiosy zaho, araky gny fa fatasao soa. |