txy_act_text_reg/15/10.txt

1 line
279 B
Plaintext

\v 10Dra noho izay nagnino handrareo gny misapa an'Agnahary, ho tokony hametrahandrareo zioga eo amigny vozon'ireio pianasy nefa na gny razasika na isika aza sy mahavita milaza? \v 11Nefa mino sika fa ho voavozy amigny alalanigny fahasoavn'i Topo Jesosy, manahaky anereo avo koa.