txy_act_text_reg/21/27.txt

1 line
562 B
Plaintext

\v 27 Gny fa ho tapisy gny andro fito, reo Jiosy ilailany boakyb a Asia, nahita an'i Paoly tao atepoly, napikorota reo vahoaky manotolo, dra nanambosy anazy. \v 28Nitabataba ereo ho: "Ry olon'Israely, apio zahay". Io gny lelahy igny ze napianasy gny olon'aby hatreza reo raha ze manohisy gny olo, gny lalana, vo ty toera tihoky. Fagnapin'izay ninday Grika tao atepoly avo koa izy dra nandoto aty toera masy tihoky. \v 29"Fa ereo teo aloha nahita an'i Trofima ze Efezianina niaraky taminazy tao atana dra nieriserisy ereo fa i Paoly gny ninday anazy tao atepoly.