txy_act_text_reg/17/32.txt

1 line
368 B
Plaintext

\v 32Dra gny fa nahare gny fisangana amigny maty gny olon'i Atena, dra nagneso an'i Paoly gny ilany; fa gny ilany nizaka ho: "Hiteno anao ndraiky ze raha zehoky zahay." \v 33Tafan'izay, nagnenga anereo i Paoly. \v 34Fa gny ilany tamigny olo nagnaraky anazy dra nino, tao agnatin'izay i Dionysio Aeropagita, apela atao ho i Damary zay, dra gny ilany niaraky tamin'ereo.