txy_act_text_reg/17/01.txt

1 line
286 B
Plaintext

\v 1Dra gny fa nandalo reo tananigny Apostoly vo i Apolonia ereo, dra avy tao amigny tanan'i Tesalonika ereo, ze nisy Synagogany Jiosy. \v 2Paoly, araky gny fomba fanaony dra nagneo amin'ereo, dra nialy hevisy niaraky tamin'ereo aby ao amigny Sorasy Masy nandrisy gny andro Sabata telo.