|
\v 12Famatara vo fahagaga maro gny niseho tamireo vahoaky tamigny alalanigny tagnan'ireo Apostoly. Niaraky teo amigny fialofan'i Salomona ereo. \v 13Fa sy nisy olo hafa nana fahavania hiaraky amin'ereo; kanefa, gny vahoaky dra nanandrasy fakasitraha abo anereo. |