1 line
545 B
Plaintext
1 line
545 B
Plaintext
\v 23Tafaranigny nagnafaha anereo, dra avy teo amigny vahoakyny i Petera vo i Jaona dra nitatarany anereo ze raha nizakanireo lohonigny pisoro vo reo loholo tamin'ereo. \v 24Gny fa ren'ereo zay, dra niara-nanandrasy gny feon'ereo ho an'Agnahary ereo dra nizaka ho: "Topo, hanao gny nanao gny lagnisy vo gny tany vo gny rano masy, vo ze ao aminazy aby. \v 25Nizaka tamigny alalanigny Fagnahy Masy tamigny vavanigny panoponao, gny rasika Davida hanao ho: 'Nagnino gny masiaky reo firenena Jentilisa, vo reo olo mieriserisy raha sy misy ilana azy?' |