txy_act_text_reg/04/15.txt

1 line
524 B
Plaintext

\v 15Fa gny fa avy nandidy reo apostoly hagnenga gny fivorianigny fila-kevisy ereo, dra nifapizaka ereo. \v 16Hoy ereo ho: "Ino gny tokony hatao amity lelahy tahoky? Noho gny fahagaga vita tamigny alalan'ereo dra fatasireo olon'aby mipetraky eto Jerosalema zay, dra sy azosika lavy. \v 17Fa ba sy hiparitahan'izay amigny vahoaky koa, dra ndoa isika hapitandry anereo ba sy hizakan'ereo anizay agnara zay sasy. \v 18Tonokany hilisy i Petera vo i Jaona dra nizakany ereo sy hizaka vo sy hapianasy amigny agnaran'i Jesosy sasy.