txy_act_text_reg/04/13.txt

1 line
295 B
Plaintext

\v 13Gny fa nahita gny fahavanian'i Petera vo i Jaona ereo, dra nahasapa fa olo-sotra, olo sy nandia fenara, dra talazo ereo, nahafatasy fa niaraky tamin'i Jesosy i Petera vo i Jaona. \v 14Aokry ereo nahita gny lelahy sitrany nizoro niaraky tamin'ereo, dra sy nahita zinaka hanohera anizay ereo.