1 line
517 B
Plaintext
1 line
517 B
Plaintext
\v 38 Noho izay, gny mana fiapanga manohisy gny sirairay i Demetrio vo reo panao asatagna ze miaraky aminazy, dra misokaky reo fisara dra misy solotegna ao. Angao ereo hifapy apanga. \v 39Fa raha mitalia raha momba gny olo hafa handrareo, dra tokony hasanga amigny fivoria ara-dalana zay. \v 40Fa indrindra isika dra tandindognyn-doza ho voapanga makasiky an'io andronigny tabataba io. Sy misy atony zay fikorotagna zay, dra sy ho afaky hagnazava anizay sika." \v 41Gny fa nizaka anizay izy dra, niravany gny fivoria. |