1 line
339 B
Plaintext
1 line
339 B
Plaintext
\v 28Gny fa nahare anizay ereo, dra feno hasiaha ereo dra nihiaky fatrasy, nanao ho: "Lahibe i Diana an'i Efesiosy." \v 29Feno fifazevogna tao amigny tana raiky manotolo, dra niara-nifagnareseka ho ao amigny tragno fanova fapisehoa asehasy gny vahoaky. Voasambos'ereo reo piara-dia tamin'i Paoly, Gaio vo Aristarko, boaky a Makedonia agny. |