1 line
350 B
Plaintext
1 line
350 B
Plaintext
\v 19Hoy zaho: 'Topo, ereo dra mahafatasy fa izaho nagnagadra vo nazera reo ze nino anao tao amigny synagoga aby. \v 20Gny fa nalasaky gny lion'i Stefana vavolombelo, izaho koa dra ba nisanga teo vo nagneky, dra niamby gny fekazon'ireo ze namono anazy zaho.' \v 21Fa nizaka taminahy izy ho: 'Mandehana, akory halefako lavisy anireo Jentilisa hanao."" |