txy_act_text_reg/18/12.txt

1 line
265 B
Plaintext

\v 12 Fa gny fa lasa governoranigny Akaia i Galio, dra nindray nisanga reo Jiosy hanohisy an'i Paoly dra ninday anazy teo agnatrehanigny toera-pisara; \v 13nizaka ereo ho: "Io lelahy io dra mandresy lahasy gny vahoaky ba hanopo an'Agnahary ze mifahisy amigny lala."