txy_act_text_reg/18/01.txt

1 line
405 B
Plaintext

1Dra tao afaranireo raha reo Paoly dra niala tao Atena dra nagna Korinto agny. \v 2Nihao tamina Jiosy natao ho Akoila tao izy, tera-tany Ponto, ze vo avy boak'agny Italia niaraky tamin'i Prisila valiny, akory i Klaodio nandidy gny Jiosy aby hiala a Roma ao. Paoly nagneo amin'ereo, \v 3fa akory varosy mitovy avo gny hiasany, dra nindray nipetraky tamin'ereo izy dra niasa, fa gny manao lay gny asan'ereo.