txy_act_text_reg/13/32.txt

1 line
458 B
Plaintext

\v 32Noho izay zahay mizaka mizaka amindrareo gny fizarasoa ze napanatenan'Agnahary tamigny babasika ze fa taterany ho asika, \v 33zanak'ereo, tamigny nananganany an'i Jesosy. Arakize fa voasorasy ao amigny salamo faharo ho: 'Zanakao hanao, amizao dra ho lasa babanao zaho.' \v 34Gny atony nanangana anazy tamigny maty dra gny basy hahasola gny vatany, Zagnahary nizaka manahaky anizao: 'Hameko andrareo gny fahita masy vo azo atoky napanatena an'i Davida."