\v 31Dra noho izay reo maramila dra nakato gny baikon'ereo. Nalan'ereo i Paoly dra nandesiny tamigny hariva igny a Antipatria agny. \v 32Gny maraindray, gny akamaroan'ireo maramila dra nagnenga gny pitikisy sovala ba handeha hiaraky aminazy fa ereo dra nihery tagny an-dapa. \v 33Gny fa avy agny i Kaisara reo pitikisy sovala dra nanolosy gny taratasy igny ho anigny governora, dra nanolosy an'i Paoly taminazy avo koa.