\v 25 Boak'eo dra nanorasy taratasy manahaky anizao izy: \v 26 "Klaodio Lisia ho an'i Feliksa Governora soa indrindra, arahaba. \v 27Io lelahy io dra nisamborinigny Jiosy dra saiky nivonon'ereo, gny fa avy teo amin'ereo niaraky tamireo miaramila zaho dra nagnavota anazy, akory nahafatasy zaho fa izy dra olo-pirenena Romana.