auto save

This commit is contained in:
Tanosy-002 2022-01-15 05:46:24 +01:00 committed by root
parent 199cc741c3
commit 98ae5fd2d9
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 28Izao dra te hahay gny atony niapangan'ereo anazy, noho izay dra nandesiko nizoso tao amigny fila-kevis'ereo izy. \v 29Nahafatasy zaho fa voapanga tamigny aly hevisy mikasiky gny lalan'ereo manoka izy, nefa sy nisy fiapanga nanohisy anaze ze mendriky fahafatesa na fagnagadra. \
\v 28Izao dra te hahay gny atony niapangan'ereo anazy, noho izay dra nandesiko nizoso tao amigny fila-kevis'ereo izy. \v 29Nahafatasy zaho fa voapanga tamigny aly hevisy mikasiky gny lalan'ereo manoka izy, nefa sy nisy fiapanga nanohisy anaze ze mendriky fahafatesa na fagnagadra. \v 30Boak'eo dra napahafatary anahy fa nisy tetiky hanohera gny lelahy igny, noho izay dra nandefa anazy teo noho eo tagny aminao zaho, dra nagnafasy gny piapanga anazy avo koa ba hinday gny fagnamelohan'anereo anazy eo agnatrehanao. veloma."