auto save

This commit is contained in:
Tanosy-002 2022-01-20 05:45:06 +01:00 committed by root
parent 6babc708b3
commit 98abdae0ed
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 30Kornelio nizaka ho: "Afasy andro melohan'izao ora izao indrindra, dra nivavaky tao atragnoko zaho tamigny ora fahasivy; dra nahita, lelahy raiky nisanga teo anoloako nanao akazo mamira. \v 31Hoy izy ho: 'Ry Kornelio, fa ren'Zagnahary gny vavakao, dra fagnomezanao ho anireo mahatra dra mapasiahy an'Agnahary gny momba anao. \v 32Noho izay dra magniraha olo ho a Jopa agny, dra tokavo magnagny aminao gny lelahy atao i Simona ze atao ho i Petera. Mitoboha ao atragnon'i Simona pando-kolisy atao ho: Simona izy, ze egny amoron-dranomasy.' (Fagnamariha: Gny dika-zaka taloha dra nagnapy ho: "Gny fa avy izy, dra hizaka aminao." \v 33Dra avy hatragny dra nalefako hanao. Soa gny fahavianao. Dra amizao, isika aby avy eto amason'Agnahary,
\v 30Kornelio nizaka ho: "Afasy andro melohan'izao ora izao indrindra, dra nivavaky tao atragnoko zaho tamigny ora fahasivy; dra nahita, lelahy raiky nisanga teo anoloako nanao akazo mamira. \v 31Hoy izy ho: 'Ry Kornelio, fa ren'Zagnahary gny vavakao, dra fagnomezanao ho anireo mahatra dra mapasiahy an'Agnahary gny momba anao. \v 32Noho izay dra magniraha olo ho a Jopa agny, dra tokavo magnagny aminao gny lelahy atao i Simona ze atao ho i Petera. Mitoboha ao atragnon'i Simona pando-kolisy atao ho: Simona izy, ze egny amoron-dranomasy.' (Fagnamariha: Gny dika-zaka taloha dra nagnapy ho: "Gny fa avy izy, dra hizaka aminao." \v 33Dra avy hatragny dra nalefako hanao. Soa gny fahavianao. Dra amizao, isika aby avy eto amason'Agnahary, ba hiteno ze nizakanigny Topo andrareo aby gny nizakanao." (Fagnamariha: "Raha tokony ho: "Nizakanigny Topo gny zaka." g