2022-01-12 08:40:31 +00:00
|
|
|
\v 4Gny fa nihao niaraky tamin'ereo Izy, dra nandidy anereo sy hiala ao Jerosalema, fa handigny gny fapanatenanigny Ray, momba ze, nizakany ho: "Nahare taminahy handrareo \v 5fa nanao batisa tamigny rano vatany i Jaona, fa handrareo dra tokony hatao batisa amigny Fagnahy Masy ao agnatinigny andro siapy."
|