txy_3jn_text_reg/01/13.txt

1 line
338 B
Plaintext

\v 13 Nana raha maro ho soraty amindrareo zaho, fa sy magniry hanorasy reo amindrareo ami'gny peny vo ranomety zaho. \v 14 kanefa zaho manatena hahita andrareo sy ho ela, dra hiresaky mivata isika. \v 15 Ho amindrareo seky gny fiadana . Manao veloma anao reo sakaiza atiho. Veloma agny amin'ireo sakaiza kirairaiky araky gny agnarany aby.