txy_2sa_text_udb/04/11.txt

1 line
458 B
Plaintext

\v 11Maiky fa, gny fa nisy lelahy namono olo sy mana-signy tao amigny tragnony manoka teo amigny fandriany, dra sy tokony hahaavy gny liony eo atagnandrareo ra zaho, dra manala andrareo eto atany?" \v 12Boak'eo Davida nagnome baoko an'ireo tovolahy, dra namono anereo ereo dra nanapaky gny loha vo gny tombok'ereo dra nagnaton'anereo teo agnilanigny Kamory tao Hebrona. Fa nalan'ereo gny lohan'Isboseta dra naleviny tao amigny lolon'i Abnera tao Hebrona zay.