txy_2sa_text_udb/24/24.txt

1 line
437 B
Plaintext

\v 24Hoy gny pazaka tamin'i Araona ho: "Aha, hoviliko amigny valiny zay. Sy hanolosy fagnatisy oroa ho an'i Yaveh amigny raha ze sy nisasarako zaho." Ko nivilin'i Davida sekely volafosy dimapolo gny famoloa vo reo agnomby. \v 25Namboasy alitara ho an'i Yaveh tao i Davida dra nanolosy fagnatisy oroa vo fagnati-pihavana teo amizay. Dra nitalaho tamin'i Yaveh ho anigny tany ereo, dra napisahasy gny areti-mandringa nanera an'Israely izy.