1 line
431 B
Plaintext
1 line
431 B
Plaintext
\v 9Dra hoy i Joaba tamin'i Amasa ho: "Salama soa ra hanao, ry rahalahiko? Niresin'i Joaba tamin-pitiava tamigny tagnany havana gny volombavan'i Amasa ba horoahy. \v 10Sy sikaris'i Amasa ze tegny atagna-kavian'i Joaba. Nisondromin'i Joaba teo amigny trony i Amasa, dra nivaroraky tamigny tany reo sinainy, sy namely anazy sasy Joaba, dra maty Amasa. Noho izay dra nagneziky an'i Seba zanadahin'i Bikry i Joaba vo Abisay rahalahiny. |