txy_2sa_text_udb/20/01.txt

1 line
527 B
Plaintext

\v 1Sendra nisy pagnakorota raiky teo amigny toera dra Seba gny agnarany zanadahin'i Bikry, Benjamita raiky izy. Nisioky gny tropetra izy sady nizaka ho: "Sy manan'azara agny amin'i Davida isika, vo meraky sy mahazo lova agny amigny zanadahin'i Jese. Angao gny lelahy aby holy agny atragnony, ry Israely." \v 2Noho izay dra nagnenga an'i Davida reo lelahin'Israely aby dra nagnaraky an'i Seba zanadahin'i Bikry. Nefa reo vahoak'i Joba nifikisy nagnaraky gny pazakan'ereo, avy amigny lalan'i Jordana aby dra hatragny Jerosalema.