txy_2sa_text_udb/03/24.txt

1 line
506 B
Plaintext

\v 24Avy eo dra avy eo amigny pazaka i Joaba dra nizaka ho: ''Ino gny nataonao? Ingo, i Abnera fa avy teto aminao! nanaoakory gny nalefanao izy, dra lasa? \v 25Sy fatasao se fa i Abnera zanak'i Nera dra avy teto aminao ba hamitaky anao vo ba hahafatasy ireo tetikao dra hamatasy izay aby ataonao?'' \v 26Gny nagnenga an'i Davida i Joaba, dra nagniraky pitondra akoasy nagnoriky an'i Abnera izy , dra nandesin'izy nereo nihery avi agny amigny famorian-dranon'ny Siraha izy, kanefa sy fatas'i Davida izay.