txy_2sa_text_udb/03/14.txt

1 line
483 B
Plaintext

\v 14Boak'eo i Davida nandefa pinday hafasy nagnagny amin'i Isboseta, zanadahin'i Saoly, nizaka ho: "Omeo anahy Mikala valiko, ze fa naloako vily tamigny lohasisinigny Filistina zato." \v 15Noho zay Isboseta dra nangalaky an'i Makala dra nangalaky anazy tamin'i Paltiela valiny, zanadahin'i Laisy. \v 16Nandeha niaraky taminazy gny valiny, nitomagny tegny apandehana, dra nagnoriky anazy hatragny Bahorima. Dra hoy Abnera taminazy ho: "Miheregna agny atragno amizao." Dra nihery izy.