txy_2sa_text_udb/12/14.txt

1 line
283 B
Plaintext

\v 14Kanefa, satria tamigny alalan'izay fihesiky izay gny nanovanao sinosino an'i Yaveh, dra ho maty tokoa gny zaza izay aterakao.'' \v 15Avy eo dra niala i Natana dra noly tagny atragno. Namely ilay zaza izay nateraky gny nalin'i Oria tamin'i Davida i Yaveh, dra narary fatrasy izy.