txy_2sa_text_udb/23/15.txt

1 line
648 B
Plaintext

\v 15Nitalia rano i Davida dra hoy izy ho: ''Gny ba misy olo magnome anahy rano ho nomy avy amigny lava-drano ao Betlehema, ilay lava-drano eo agnilan'ny vavahady izao!'' \v 16Dra namakivaky gny tafiky gny Filistina ireo telo mahery ireo dra nangalaky rano avy tao amigny lava-drano eo agnilany vavahady. Nalan'izy ireo gny rano dra nandesiny tagny amin'i Davida, kanefa nanda gny hino izay izy. Fa nararany ho an'i Yaveh koa izay. \v 17Avy eo dra hoy izy ho: ''Ry Yaveh, sagnatria, gny anao izay zaho. Tokony hino gny ran'ireo lelahy izay nanao soro gny ainy se zaho?'' dra nanda gny hino izay izy. Ireo raha ireo gny nataon'ireo telo lahy mahery.